\v 46 \v 47 Tsy nosoranao diloilo ny lôhako, fa izy nagnosotra ny tongotro tamin'ny menaka magnitra. Noho zany de milaza aminao Za fa, reo fahotany, ze betsaka, de vôvela - satria izy be fitiavana. Fa ze navela kely, de te kely."