1 line
493 B
Plaintext
1 line
493 B
Plaintext
\v 24 \v 25 \v 26 Ary nony lasa reo irak'Jaona, de nagnomboka nitare tamin'ny vahôka Jesosy ny momban'i Jaona hoe: "Hitazagna ino no nivoanareo taigny agn'efitra? Volotara nahozongozon'ny rivotra ma? Se hijery ino no nivohanareo taigny? Leila mekanjo tsara ma? Jereo, reo ze mitafy akanjo lafo vidy sy reo miaigna akao amin'ny fiaignana soa de akao amin'ny lapan'ny mpanjaka. Fa hijery ino no nivohanareo taigny? Mpaminagny ma? Yôny, ozy Za aminareo, ary mihôtra lavitra noho ny mpaminagny. |