1 line
279 B
Plaintext
1 line
279 B
Plaintext
Nikikika tamin'ny feo mafy, Jesosy nitare hoe: "Ray ô, akeo an-tagnanao no ametrahako ny fagnahiko." Rafa avy nitare an'zany, de maty Izy.Rafa tazagn'le kapitey ny ra nitranga, de nagnome voninatra an'Andriamanitra izy, nitare hoe: "Azo antoka tokoa fa ôlo-marina ty leila ty." |