1 line
348 B
Plaintext
1 line
348 B
Plaintext
Tsia, na de Heroda aza, satria nalefany niverigna taty amintsika Izy, ary jerevo, tsisy na ino na ino ze mendrika fafatesana vitany. Noho zany de ho faiziko Izy, ary havotsotro Izy." [Fagnamarihana: Reo fandikana tsara ndrindra de tsy magnisy ny And17 hoe: Ary Pilato de vôtery namotsotra gadra raika ho an'reo Jiosy tamin'ny andro firavoravôna.] |