1 line
499 B
Plaintext
1 line
499 B
Plaintext
Ary nisy mpanapaka raika nagnontany an'Azy, nagnano hoe: "Mpampianatra tsara ô, ino no tsy maintsy hataoko mbô handovako ny fiaignana mandrakizay?" Jesosy nitare tamin'azy hoe: "Magnino Za no antsovinao hoe tsara? Tsisy ôla tsara, afa-tsy Andriamanitra rerika iany. Fantatrao reo didy - Aza mijangajanga, aza mamono ôla, aza mangalatra, aza mijoro vavolombelona mandainga, magnajà ny rainao sy ny reninao." Nitare le mpanapaka hoe: "Zany daôly zany de efa nankatoaviko hatramin'ny za tanora." |