plt-x-sihanaka_luk_text_reg/18/06.txt

1 line
358 B
Plaintext

Avekeo itare ny Tompo hoe: "Rigneso ze ambaran'le mpitsara tsy marina. Ary tsy hitondra rariny ho an'ze vôfidiny ze magnantso mafy an'Azy magnalin'andro kô ma Andriamanitra? Hangatak'andro lava amin-jareo ma Izy? Lazaiko aminareo fa hitondra rariny malaky amin-jareo izy. Ôtran'zany kô, rafa tonga ny Zanak'Ôla, hahita finoana ety an-tany tokoa ma Izy?"