1 line
291 B
Plaintext
1 line
291 B
Plaintext
\v 10 \v 11 Ary reo vahôka de nagnontany an'azy hatraigny, nitare hoe: "Ino ary ma no ataonay?" Namaly izy ka nitare tamin-jareo hoe: "Raha misy ôla managna akanjo lava rôy, tokony mizara an'zany amin'ôlaraika ze tsy managna izy, ary ze managna sakafo kô de tokony hagnano ôtran'zany." |