|
\v 13 Tsy efa tafaran'zay nangorogna ny anjarany daôly le faralà nande tamin'ny firenena hafa lavitra, ary taigny izy no nandany reo anjarany daôly tamin'ny fiaignan-dratsy. \v 14 Ary rafa laniny daôly reo, de nisy silaona mafy be tam'io firenena io, ka nomboka sahirana izy. |