plt-x-sihanaka_luk_text_reg/01/11.txt

1 line
346 B
Plaintext

\v 11 Ary nisy anjelin'ny Tompo nibôgna tamin'azy ary nitsangana teo ankavanan'ny alitara nisy ny emboka magnitra. \v 12 Rafa natazagna an'azy i Zakaria, de lasa natatra ary tegna natatra izy. \v 13 Fa ozy ny anjely tamin'azy: "Aza matatra, ry zakaria, efa nenoko ny vavakao. Hitoe-jaza là aminao Elizabeta vadinao. Jaona no ataonareo agnarany.