1 line
299 B
Plaintext
1 line
299 B
Plaintext
\v 4 Ary, raha mbôla sahiran-tsaigna momba zany zareo, tampoka teo, de nisy leila rôy nagnano fitafena mamirapiratra nitsangaa teo agnilan'reo. \v 5 Ary rafa feno tatra reo vevavy de nenkoka tamin'ny tany, nitare tam'reo vevavy zareo hoe: "Magnino ma anareo no mikaraka ny velona aty amin'ny maty? |