plt-x-sihanaka_luk_text_reg/05/08.txt

1 line
385 B
Plaintext

Fa Simona Petera, raha vô natazagna an'zany, de nekoka teo an-tongotr'i Jesosy, ary niteny hoe: "Melà amiko, fa leila mpanota za." Fa gaga izy, sy reo ze niaraka taminy, non'ny hagen'ny baraoa ze azon'jareo. Tao agnatin'zany Jakoba sy Jaona, zanak'i Zebedio, ze mpiara mias amin'i Simona. Jesosy niteny tamin'i Simona hoe: "Aza matatra, fa manomboka zao de hatôhagnarato ôla enao."