plt-x-sihanaka_luk_text_reg/09/34.txt

1 line
421 B
Plaintext

\v 34 \v 35 \v 36 Takeo am-pitinenanny an'zany izy, de nisy rôndro tonga nagnarona an-jareo, ka de natatra zareo rafa niditra takao am'le rôndro. Nify feo nivôka avy taigny am'le rôndro, nagnano hoe: "Ty no Zanaka Lahiko, Le Raika ze vôfidy; henoy Izy." Rafa nikoragna le feo, de Jesosy rerika no tazagna takeo. Nitàna ny fanginany zareo ary tsy niteny tamin'iza tam'zany andro zany ny momba ze daôly hitan-jareo.