1 line
383 B
Plaintext
1 line
383 B
Plaintext
Jesosy nitare hoe: "Nisy mpampindram-bola manana mpitrosa rôla. Ny raika de tokony andô diman-jato denaria, ny raika dimampolo. Rafa tsy afaka nagnefa an'zany tamin'azy zareo, de samy navelany izy rôla. Noho zany, iza amin'izy rôla ma no ho tia an'Azy kokoa?" Simona namaly an'Azy ka nitare hoe: "Heveriko fa le namoizany be." De ozy Jesosy tamin'azy hoe: "Marina ny fitsaranao." |