Avy akeo Izy de nidigna taigny Kapernaomy, tanàna raika aigny Galilia, ary nanomboka nampianatra an-jareo tamin'ny Sabata Izy. Zareo de gaga tamin'ny fampenarana nataony, satria nitare tamin'ny faefana Izy.