1 line
374 B
Plaintext
1 line
374 B
Plaintext
Jesosy niteny an'azy reo hoe: Akôry no ilazan'jareo fa Kristy de zanaka lahin'i Davida. Fa Davida tegnany no niteny tao amin'ny bokin'ny Salamo hoe: Ny Tompo niteny tamin'ny Tompoko hoe: "Mipetrà akeo antagnako ankavanana, mandrapagnanôvako ny favalonao ho fitôran-tongotrao." No zany Davida de nagnantso an'i Kristy hoe: "Tompo,manakôry no maha zanak'i Davida an'Azy?" |