Avy teo de nandefa mpanompo hafa ndre izy ary de notarôn'jareo kô, nalany baraka ary nalefan'jareo tagnam-polo. Mbola nandefa fagnintelony izy ary noratrain'jareo kô izy, ary noroasiny.