1 line
506 B
Plaintext
1 line
506 B
Plaintext
\v 40 \v 41 \v 42 Ary rafa niverina Jesosy, de nandray an'azy ny vahôka, fa zareo de efa niandry an'Azy. Indro, nisy leila raika atao hoe Jairo, ze raika tam'reo mpitarika takao amin'ny Synagoga, nagnatona sy nenkotra takeo an-tongotr'i Jesosy, ka nengavy an'Azy mbô ho aigny an-tragnony, satria ny zanany vavy tokana, ze zazavavy teo amin'ny rombefolo taona teo ho eo, de akeo ambavahôn'ny fafatesana. Raha nande tamin'ny lalany Jesosy, de niara-nifagneritery magnodidigna an'Azy ny vahôka betsaka be. |