1 line
383 B
Plaintext
1 line
383 B
Plaintext
N'ovina n'ovina nareo no miditra tanàna ka tsy mapatory an'nareo zareo, de mivoaha akao, ary lazao hoe: "Fa na de ny vovoky ny tanànanareo ze miraiketra amin'ny tongotray az de ho fafanay hanoitra an'nareo! Fantaro anefa zao: Efa magnakeky ny fanjakan'Andriamanitra. Lazaiko aminareofa amin'ny andron'ny fitsarana de ho azo leferina kokoa ny an'i Sodoma nony an'zany tanàna izany. |