1 line
407 B
Plaintext
1 line
407 B
Plaintext
\v 22 \v 23 \v 24 Fa Jesosy, nahalala ze neritreretin'jareo, namaly ary niteny an'azy reo hoe: "Nagnino anareo no magnontany an'zany akao am-ponareo? Ino no mora lazaina kokoa: "Vôvela ny helokao" sa ny meteny hoe: "Mitsangana ary madana?" Nefa mba hafantaranareo fa ny Zanak'Ôla de manam-paefana hamela heloka eto an-tany, de lazaiko aminao, mitsangàna, ndeso ny fandenao ary mandana aigny an-tranonao." |