1 line
413 B
Plaintext
1 line
413 B
Plaintext
Ny raika tam'reo ôlon-dratsy ze nisangatona takeo no namingavinga an'Azy tamin'ny nitinenany hoe: "Tsy anao ma no Kristy? Vonjeo ny tegnanao sy zahay." Fa ny anakiray nitare mafy an'azy, nagnano hoe: "Tsy mbô matatra an'Andriamanitra ma anao, raha samy ambanin'ny fagnamelôna mitovy iany? Tsika de aketo ara-drarigny tokoa, satria mandray ze mendrika ny asantsika tsikana. Fa ty leila ty tsy nagnano ra ratsy." |