1 line
363 B
Plaintext
1 line
363 B
Plaintext
Rafa tazagn'i Heroda Jesosy, de tegna ravoravo izy, satria efa te-hahita an'Azy hatramin'ny ela. Naregny ny momba an'Azy izy ary nagnantena ny hahita fagagana betsaka nataony. Heroda nametra-pagnontanena an'i Jesosy tamin'ny teny maro, saingy Jesosy tsy namaly na ino na ino an'azy. Reo lôhan'ny mpisorona sy reo mpanora-dalàna nitsangana, nempanga mafy an'Azy. |