Fa Jesosy de natakatra ny hafetsen-jareo, ary niteny tam-jareo hoe: Mampisohoa denaria raika Aminà. An'iza io sary sy agnarana io? Niteny zareo hoe: an'i Kaisara."