plt-x-sihanaka_luk_text_reg/20/13.txt

1 line
280 B
Plaintext

No zany de niteny ny tompon'le tanim-bôloboka hoe: Ino no hataoko? Halefako aigny ny zanako là teko. Mety mba hajain'jareo izy. Fa rafa tazagn'reo mpamboly vôloboka izy, de nifampiresaka zareo, nitare hoe: 'Io le mpandeova. Andà ho vonointsika izy, mba ho lasantsika ny lova."