plt-x-sihanaka_luk_text_reg/24/50.txt

1 line
207 B
Plaintext

Ary Jesosy nitarika an-jareo mandra-patongan-jareo taigny Betania. Nasandrany ny tagnany, ary notahiany zareo. Ary, rafa nitso-drano an-jareo Izy, de nandao an-jareo Izy ary lasa nakarina taigny an-dagnitra.