1 line
476 B
Plaintext
1 line
476 B
Plaintext
\v 41 Petera nitare hoe: "Tompo ô, aminay iany ma no itinennao an'zany fagnoharana zany, se amin'ôla daôly iany kô? \v 42 Ny Tompo nitare hoe: "Iza ary no mpitantana mahatoky sy hendry ze ho tendren'ny tompony ho ambonin'reo mpanompony hafa mbô hagnome an-jareo ny anjara hanin-jareo amin'ny fotôna mety? \v 43 Sambatra zany mpanompo zany, ze hitan'ny tompony magnano zany rafa tonga izy. \v 44 Taraviko marigna aminareo fa ho tendreny hagnapaka ny fanagnany daôly izy. |