\v 37 \v 38 Koa nandritry ny andro nampianatra tao amin'ny tempoly Izy, ary ny alina de nande nivôka Izy ary nijanona teo an-tanetin'Oliva. Reo vahôka daôly de tonga vô ampôlake-dà mba hitaino an'Azy tao amin'ny tempoly.