1 line
322 B
Plaintext
1 line
322 B
Plaintext
Loza ho an'reo ze mitondra vahôka sy ho an'reo mampinono am'zany andro zany! Fa hisy fahorena gedabe akeo amin'ny tany, ary asosena amin'io vahôka io. Ho lavon'ny sabatra zareo ary ho entina ho babo aigny amin'ny firenena daôly, ary Jerosalema de ho vôhosihosin'reo Jentilisa, mandrapatanteraky ny andron'ny Jentilisa. |