1 line
389 B
Plaintext
1 line
389 B
Plaintext
Ka de nitady hisambotra an'Azy tamin'io fotôna io reo mpanoradalana sy reo mpisorogna, fa fantratr'zareo fa nolazainy io fagnoharana io hanoitra an'azy reo. Kanefa natatra ny vahôka zareo. Teo am-pandinihina an'Azy tsara de nandefa mpitsikilo mody ho marina zareo, mba afahan-jareo mahita lesoka amin'ny ze notaravin, ka hanolorany an'Azy akeo amin'ny fanapana sy ny faefan'ny governora. |