Fa nijery an'azy reo Jesosy, niteny hoe: "Ino no dikan'le vôsoratra hoe: Ny vato ze nolavin'reo mpagnorina tragno no tonga vato fehizoro? Fa n'iza n'iza potraka amin'io vato io de ho torotoro. Fa n'iza n'iza hianjerany de ho potika."