1 line
323 B
Plaintext
1 line
323 B
Plaintext
Ny raika tam'reo mpampianatra lalàna niteny tamin'azy hoe: "Mpampianatra ô! zany lazainao zany de maniratsira an'nay kô." Jesosy niteny hoe: "Loza ho an'nareo, ry mpampiana-dalàna! Fa mampitondra enta-mavesatra tsy zakan'ny ôla nareo, nefa tsy mikasika an'zany enta-mavesatra zany na de ny ratsan-tagnanareo raika aza. |