plt-x-sihanaka_luk_text_reg/05/33.txt

1 line
470 B
Plaintext

\v 33 De ozy zareo tamin'azy hoe: "Reo mpianatr'i Jaona de matetika mifady hanina sy mivavaka, ary reo mpianatr'reo Fariseo de magnano ôtran'zany kô. Kanefa ny mpianatrao de minana sy misotro." \v 34 Jesosy niteny an'azy reo hoe: '"Moa ve misy ôla mavita mapifady hanina ny havan'ny mpampakatra raha tôka mbola mipetraka akeo am'jareo ny mpampakatra? \v 35 Fa ho avy ny andro ze hangalana ny mpampakatra akeo am'jareo, ary am'zany andro zany de hifady hanina zareo."