1 line
368 B
Plaintext
1 line
368 B
Plaintext
\v 28 Fa iza aminareo, ze magniry ny hanangana tilikambo, no tsy mipetraka alô ary mikajy ny fandaniana raha manana ze ilana hamitana an'zany izy?\v 29 Raha tsy zany, rafa nametraka ny fototra izy nefa tsy hahavita zany akory, de hanomboka handatsa an'azy reo daôly ze mahita an'zany,\v 30 magnano hoe: 'Io leila io no nanomboka nanangana kanefa tsy navita akory.' |