plt-x-sihanaka_luk_text_reg/24/50.txt

1 line
219 B
Plaintext

\v 50 Ary Jesosy nitarika an-jareo mandra-patongan-jareo taigny Betania. Nasandrany ny tagnany, ary notahiany zareo. \v 51 Ary, rafa nitso-drano an-jareo Izy, de nandao an-jareo Izy ary lasa nakarina taigny an-dagnitra.