1 line
358 B
Plaintext
1 line
358 B
Plaintext
\v 66 Raha vao nazava ny andro, de niara-niangona reo lôholona, ny lôhan'ny mpisorogna sy ny mpanora-dalàna. Nentin-jareo taigny amin'ny Synedriona Izy \v 67 ary nitare hoe: "Raha Anao no Kristy, de tineno aminay." Fa Izy nitare tamin-jareo hoe: "Raha ho tineniko aminareo, de tsy hino anareo,"\v 68 ary raha hagnontany an'nareo Za, de tsy hamaly anareo. |