plt-x-sihanaka_luk_text_reg/19/22.txt

1 line
346 B
Plaintext

\v 22 Nitare tamin'azy le tandapa hoe: 'Amin'ny teninao manokana no hitsarako an'nao, anao ry mpanompo ratsy fanahy. Fantatrao fa za de leila maseka, maka ze tsy napetrako, ary mijinja ze tsy nafafiko. \v 23 Ka magnino ma no tsy napetrakao taigny amin'ny mpitahiry vola ny volako, ka rafa niverigna za de ho nandray zany niaraka tamin'ny zanany?'