\v 20 Tonga ny raika hafa, nitare hoe: 'Tompo, indro ny farantsanao, ze notehiriziko tsara takao agnaty lamba, \v 21 fa natatra an'nao za, satria leila maseka anao. Ka maka ze tsy napetrakao, ary mijinja ze tsy nafafinao.'