\v 3 Niezaka ny hitazagna izy hoe iza Jesosy, kanefa tsy afaka natazagna tao agnaty vahôka, satria foika izy. \v 4 Ka niazakazaka nelô reo ôla izy ary nagnanika hazon'aviavy raika mbô hatazagna an'Azy, satria handalo am'zany lalana zany Jesosy.