plt-x-sihanaka_luk_text_reg/12/11.txt

1 line
283 B
Plaintext

\v 11 Rafa mitondra an'nareo akeo agnatren'ny synagoga, reo mpanapaka, sy reo manam-paefana zareo, de aza magnà ny am'ze ho fomba fiteninareo ho ferovan-tegnanareo, na ze ho lazainareo, \v 12 satria ny Fanahy Masina no hampianatra an'nareo ze tokony ho lazainareo am'zany ora zany."