1 line
310 B
Plaintext
1 line
310 B
Plaintext
\v 57 Ary rafa nande taigny an-dalana zareo, de niso ôla raika nagnano tamin'azy hoe: "Hagnaraka An'nao za n'aiza n'aiza andiananao." \v 58 Jesosy nitare tamin'azy hoe: "Ny amboahaolo manan-davaka, ary reo vorona aigny an-dagnitra de managna ny akanany, fa ny Zanak'Ôla tsy managna tôrana asina ny lôhany." |