|
\v 27 Izy no le vôsoratra hoe: "Indro, alefako melô an'no ny mpitondra hafatro, ze hagnomana ny lalanao melô an'nao." \v 28 Taraviko aminareo, fa aminareo ze natera-bevavy de tsisy geda noho Jaona. Nefa le kely ndrindra akao amin'ny fanjakan'Andriamanitra de geda noho izy." |