|
\v 45 Jesosy nitare hoe: "Iza ma le nikasika Anà takeo?" Rafa nandà ny daôly, de ozy Petera hoe: "Tompo, magnodidina An'nao avokoa ny vahôka daôly ary manery An'nao." \v 46 Fa Jesosy nitare hoe: "Nisy nikasika Za, satria fantatro fa nisy hery niala avy takato aminà." |