2020-05-17 18:56:34 +03:00

1 line
296 B
Plaintext

\v 9 Rafa naregny an'zany Jesosy, de gaga tamin'azy Izy, ary nitodika tam'reo vahôka ze nagnaraka an'Azy de nagnano hoe: "Taraviko aminareo, fa na de taigny Israely aza tsy nahitako finoana ôtran'zao." \v 10 Rafa niverina taigny an-tragno reo ze nirahana, de nahita fa salama tsara le mpanompo.