1 line
286 B
Plaintext
1 line
286 B
Plaintext
\v 12 Jesosy iany kô de nitare tam'le leila nagnasa an'Azy hoe: "Rafa magnome sakafo na fagnasàna anao, de aza magnasa an'reo namanao na reo ralànao na reo ankeiky an'nao nareo mpanakarena magnodidina an'nao, amin'ny mety hagnasany an'nao kô ho takalon'zany, ary de ho vôvaly anao. |