1 line
419 B
Plaintext
1 line
419 B
Plaintext
\v 29 Fa Abrahama niteny hoe: "Managna an'i Mosesy sy ny mpaminagny zareo; aoka zareo hitaino an'azy reo." \v 30 Ary namaly le leila mpanan-karena hoe: "Tsia, ry Abrahama Ray, fa raha misy avy amin'ny maty mankaigny am-jareo, de hibebaka zareo." \v 31 Fa Abrahama kosany niteny tamin'azy hoe: 'Raha tsy mitaino an'i Mosesy sy reo mpaminagny izy reo, de tsy ho resy latra mitsy na misy ôla mitsangana amin'ny maty aza." |