2020-05-21 07:48:07 +03:00

1 line
349 B
Plaintext

\v 69 \v 70 \v 71 Fa magnomboka zao, ny Zanak'Ôla de hipetraka akeo an-tagnana an-kavagnan'ny herin'Andriamanitra." Izy daôly nitare hoe: "De Zanak'Andriamanitra zany Anao?" Jesosy nitare tamin-jareo hoe: "Vôlazanareo fa Za no Izy." Zareo nitareo hoe: "Magnino no mbôla mila vavolombelona tsikana? Fa tsika mitsy no naregny avy tamin'ny vavany."