plt-x-sihanaka_luk_text_reg/06/35.txt

1 line
306 B
Plaintext

\v 35 Fa teavo ny favalonareo ary magnanôva ny tsara ho an'azy regny. Mampidrama ka aza miandry valiny ary ho gedabe ny valisoanareo ary ho zanaky ny Avo Indrindra enao, fa Izy tegnanay de tsara fagna am'ze tsy misôtra sy ny ôla ratsy fagna. \v 36 Manàgna famindram-po, ôtran'ny Rainareo mpamindra fo.