plt-x-sihanaka_luk_text_reg/06/29.txt

1 line
266 B
Plaintext

\v 29 Raha misy mitefaka ny takolakao raika, de ameo an'azy kô ny ilavny. Raha misy ôla maka ny lambanao, aza mitagna na de ny akanjonao kô aza. \v 30 Omeo ze daôly mangataka aminao. Raha misy ola maka ny ra ze an'nao, aza mangataka ny hamerenany an'zany aminao.