\v 27 Fa milaza aminareo ze mitaino Anà, tiavo ny favalonareo ary magnanôva ny tsara amin'ze mankahala an'nareo. \v 28 Ampio ze magnozona an'nareo ary mivavaha ho an'reo ze magnano tsinotsinona an'nareo.