plt-x-sihanaka_luk_text_reg/01/05.txt

1 line
450 B
Plaintext

\v 5 Tamin'ny andron'i Heroda, mpanjakan'ny Jodia, de nisy raika tamin'ny mpisorogna antsovina hoe Zakaria, avy amin'ny antokon'i Abia. Ny vadiny de avy amin'ny zanaka vavin'i Arona, ary ny agnarany de Elizabeta. \v 6 Samy marina teo agnatrehan'Andriamanitra zareo, ary nankato reo didy sy fitsipiky ny Tompo daôly. \v 7 Fa tsy nanan-janaka nefa zareo, satria tsy miteraka i Elizabeta, ary samy efa tegna antitra izy rôy reo tam'zany fotôna zany.