plt-x-sihanaka_luk_text_reg/10/13.txt

1 line
438 B
Plaintext

\v 13 Loza ho an'nao, ry Korazina! Loza ho an'nao, ry Betsaida! Fa raha ny asa leibe ze natao tao aminao no natao taigny Tyro sy Sidona, de efa ela zareo no nibebaka, nipetraka tamin'ny lamba fisaonana sy lavenona. \v 14 Fa ho azo leferina kokoa ny an'i Tyro sy Sidona amin'ny fitsarana nony aminareo. \v 15 Enao, ry Kapernaomy, mieritreritra ma enao fa ho hasandratra aigny an-dagnitra? Tsia, ho entina midigna aigny amin'ny Hadesy enao.